MamiFM Radio


1 commentaire:

  1. Fiadananan'Andriamanitra ho aminao tompoko. Mankasitraka sy misaotra indrindra tompoko ny amin' ny fisian'ny ity webradio ity mba hampahery sy hampianatra ary hanoro hevitra amin'ny fomba fanatrehana ny fiainana andavan'andro sy ny fiainana ho avy ary ny mandrakizay. Ny hirariana sy ny faniriana dia ny mba tsy ho tapatapaka fa andeha tsara izy ity mba hitondra fahasoavana sy fandrosoana, ho any amin'ny tsara, ho an'izay rehetra mihaino.
    Mirary soa indrindra ho an'ny tompon'andraikitra mpikarakara ny site radiormk.blogspot.com sy ny mpiara-miasa rehetra ao anatin'izany. Ny Tompo anie homba anareo mandrakariva.

    RépondreSupprimer

Dia misaotra anao nanoratra tsy nanadino ny fiarahabana sy ny fisaorana ary ny fifanajana ho fampandrosoana. Tena tia be anao Jesosy Kristy